Fampihofanana fahalalana fototra mikasika ny fiompiana trondro
Fiompiana trondro an-dobo, an-tanimbary ary dobo vita simenitra
Famokarana zanatrondro Tilapia sy Karpa
Ireo sakafo-trondro
??????????????
11-12 May 2023
Immeuble TANGORONA, Faritra Alaotra Mangoro.
Fisoratana anarana : Birao DRPEB Alaotra Mangoro, « Enceinte Génie Rurale » Antsahatanteraka.
?????????
16-17 May 2023
Trano fivorian’ny Kaomina Ambanivohitr’i Ambohibary.
Fisoratana anarana : Birao « Circonscription Pêche », Moramanga, Biraon’ny Kaomina Ambohibary.

