{"id":81,"date":"2023-05-01T21:11:12","date_gmt":"2023-05-01T21:11:12","guid":{"rendered":"http:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/?p=81"},"modified":"2023-05-08T06:36:33","modified_gmt":"2023-05-08T06:36:33","slug":"actus-de-la-peche","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/actus-de-la-peche\/","title":{"rendered":"Actus de la p\u00eache"},"content":{"rendered":"\n<p>Faritra Fitovinany, Atsimo Atsinanana : Fanazavana ny olana mahakasika ny orantsimba<\/p>\n\n\n\n<p><img decoding=\"async\" loading=\"lazy\" alt=\"\u27a1\ufe0f\" src=\"https:\/\/static.xx.fbcdn.net\/images\/emoji.php\/v9\/t25\/1.5\/16\/27a1.png\" width=\"16\" height=\"16\"> Manoloana ny fitarainan&rsquo;ny mponina indrindra fa ny mpanjono sy ny mpivarotra orantsimba na \u00ab\u00a0langouste\u00a0\u00bb amin&rsquo;iny Faritra Fitovinany sy Atsimo Atsinanana iny nohon\u2019ny fitobahan&rsquo;ny vokatra sy tsy fisian&rsquo;ny mpividy ka mampitotongana ny vidiny dia manome izao fanazavana izao ny Ministeran\u2019ny Jono sy ny Toekarena Manga :<\/p>\n\n\n\n<p><img decoding=\"async\" loading=\"lazy\" alt=\"?\" src=\"https:\/\/static.xx.fbcdn.net\/images\/emoji.php\/v9\/tcb\/1.5\/16\/1f538.png\" width=\"16\" height=\"16\">Ny fahabetsahan&rsquo;ny vokatra dia nohon&rsquo;ny fanarahan-dal\u00e0na misy amin&rsquo;ny <a><\/a>fanajana ny lal\u00e0na fanakatonana ny Jono orantsimba isan-taona ka raha 1kg hatramin\u2019ny 5kg ny vokatra azon&rsquo;ny mpanjono iray isaky ny mandeha taloha dia ankehitriny tafiakatra 5kg hatramin\u2019ny 20kg izany.<\/p>\n\n\n\n<p><img decoding=\"async\" loading=\"lazy\" alt=\"?\" src=\"https:\/\/static.xx.fbcdn.net\/images\/emoji.php\/v9\/tcb\/1.5\/16\/1f538.png\" width=\"16\" height=\"16\">Ny olana nefa amin&rsquo;izao dia misy maka hatramin\u2019ny orantsimba madinika izay raran&rsquo;ny lal\u00e0na satria ny didim-panjakana laharana faha : 62-213 dia manambara fa ny orantsimba izay mirefy 20cm farany ambany no azo alaina sy amidy ka raisin&rsquo;ireo orinasa lehibe 15000 Ariary hatramin\u2019ny 20000 Ariary ny kg. Sarotra noho izany ny hanery azy ireo hividy oratsimba madinika izay manana ny refy 11cm na 12cm amin&rsquo;io vidiny io no sady tsy azo haondrana ary voararan\u2019ny lal\u00e0na manankery ka mampidina ny vidiny ihany koa.<\/p>\n\n\n\n<p><img decoding=\"async\" loading=\"lazy\" alt=\"?\" src=\"https:\/\/static.xx.fbcdn.net\/images\/emoji.php\/v9\/tcb\/1.5\/16\/1f538.png\" width=\"16\" height=\"16\">Manoloana izany indrindra dia tsy maharaka ny trano fitehirizan&rsquo;ireo orinasa mpanangom-bokatra izay misehatra any an-toerana ka voatery ferana ireo vokatra azon\u2019izy ireo jifaina.<\/p>\n\n\n\n<p><img decoding=\"async\" loading=\"lazy\" alt=\"?\" src=\"https:\/\/static.xx.fbcdn.net\/images\/emoji.php\/v9\/taa\/1.5\/16\/1f449.png\" width=\"16\" height=\"16\"> Manoloana ny zava-misy dia nanapa-kevitra Atoa Ministry ny Jono sy ny Toekarena Manga miaraka amin&rsquo;ny mpiara-miasa aminy fa hanatanteraka fidinana ifotony tsy ho ela hijerena akaiky ity olana ity any an-toerana ary hamory ireo mpiantsehatra rehetra hitady miaraka ireo vahaolana hanatsarana ity seha-pihariana ity.<\/p>\n\n\n\n<figure class=\"wp-block-image\"><img alt=\"\"\/><\/figure>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Faritra Fitovinany, Atsimo Atsinanana : Fanazavana ny olana mahakasika ny orantsimba Manoloana ny fitarainan&rsquo;ny mponina indrindra fa ny mpanjono sy<\/p>\n","protected":false},"author":1,"featured_media":0,"comment_status":"closed","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":[],"categories":[8],"tags":[],"acf":[],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/81"}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/wp-json\/wp\/v2\/users\/1"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=81"}],"version-history":[{"count":3,"href":"https:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/81\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":153,"href":"https:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/81\/revisions\/153"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=81"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=81"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.haytic.mg\/mpeb\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=81"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}